FANAMBARAN’NY FIRAISAMONIMPIRENENA SY IREO VONDRONA ARY FIKAMBANANA TANORA

Anio, 28 aprily 2026 Antso maika ho an’ny tetezamita ifanarahana, mangarahara sy mampiaty ary ny fanavaozan-drafitra Fanavaozana fomba fiasa sy rafitra efa tsy mahomby sy nahatonga gaboraraka an-taonany maro notakiana…

Continuer la lectureFANAMBARAN’NY FIRAISAMONIMPIRENENA SY IREO VONDRONA ARY FIKAMBANANA TANORA

COMMUNIQUE DE PRESSE DES ORGANISATIONS DE LA SOCIETE CIVILE ET DES MOUVEMENTS DE LA JEUNESSE

Ce 28 avril 2026 Appel urgent à une transition concertée, transparente et inclusive et à des réformes des Institutions. Réformes des méthodes de travail et des Institutions inefficaces et ayant…

Continuer la lectureCOMMUNIQUE DE PRESSE DES ORGANISATIONS DE LA SOCIETE CIVILE ET DES MOUVEMENTS DE LA JEUNESSE

DÉCLARATION n°1 concernant le rapport de la Cour des comptes et la nomination du Ministre de l’Économie et des Finances dans le nouveau Gouvernement

Antananarivo, le 24 mars 2026 Suite au récent rapport de la Cour des comptes qui a publié les résultats de ses audits sur la gestion et les dépenses publiques au…

Continuer la lectureDÉCLARATION n°1 concernant le rapport de la Cour des comptes et la nomination du Ministre de l’Économie et des Finances dans le nouveau Gouvernement

FANAMBARANA n°1 momba ny tatitry ny Fitsarana momba ny vola ary ny Fanendrena ny Ministry ny Toekarena sy ny Vola amin’ny Governemanta vaovao

Antananarivo faha-24 Martsa 2026        Manoloana ny Tatitry ny Fitsarana momba ny Kaonty izay namoaka ny vokatry ny fitsirihana nataony momba ny fitantanana sy ny fandaniam-bolam-bahoaka teo anivon’ny Ministera maro…

Continuer la lectureFANAMBARANA n°1 momba ny tatitry ny Fitsarana momba ny vola ary ny Fanendrena ny Ministry ny Toekarena sy ny Vola amin’ny Governemanta vaovao

La société civile ne participera pas au remplacement des membres de laCENI, mais s’engagera dans la conduite et l’amélioration de l’ensemble duprocessus électoral

COMMUNIQUÉ 17 mars 2026 La société civile malgache reste fermement engagée à apporter des réformes en vue d’une véritable refondation du pays. Parmi les priorités figurent la réforme du système…

Continuer la lectureLa société civile ne participera pas au remplacement des membres de laCENI, mais s’engagera dans la conduite et l’amélioration de l’ensemble duprocessus électoral

Tsy handray anjara amin’ny fanoloana ireo mpikambana ao amin’ny CENI ny Firaisamonimpirenena fa hiroso amin’ny fitarihana sy ny fanatsarana ny zotram-pifidianana iray manontolo

FANAMBARANA 17 martsa 2026, “”. Ny Firaisamonim-pirenena malagasy dia mijoro foana hitondra fanitsiana mba hitondra fanavaozana eto amin’ny Firenena. Isan’ny zava-dehibe amin’izany ny fanavaozana ny rafi-pifidianana sy ny lalàna ary…

Continuer la lectureTsy handray anjara amin’ny fanoloana ireo mpikambana ao amin’ny CENI ny Firaisamonimpirenena fa hiroso amin’ny fitarihana sy ny fanatsarana ny zotram-pifidianana iray manontolo

Fitakiana fiaraha-midinika momba ny lalankizoran’ny firenena sy fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota

FANAMBARAN’NY FIRAISAMONIMPIRENENAAntananarivo, faha 18 febroary 2026 Efabolana izay no nitsirian’ny fanantenana teto Madagasikara taorian’ny tolon’ny olompirenena sy ny firodanan’ny Fitondrana feno kolikoly sy tsy mari-toerana teo aloha, nohon’ny fanitsakitsahana ny…

Continuer la lectureFitakiana fiaraha-midinika momba ny lalankizoran’ny firenena sy fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota

Appel à la conduite des consultations nationales et pour le renforcement de la lutte contre la corruption et contre l’impunité

COMMUNIQUÉ DE LA SOCIÉTÉ CIVILEAntananarivo, 18 février 2026 Cela fait quatre mois que l’espoir renait à Madagascar suite à la chute d’un régime marqué par la corruption et en manque…

Continuer la lectureAppel à la conduite des consultations nationales et pour le renforcement de la lutte contre la corruption et contre l’impunité

FAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANA
NY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA

FANAMBARANAFAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANANY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA Korontana ara-pitantanana no ateraky ny lalàna laharana faha 2021-015…

Continuer la lectureFAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANA
NY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA

DEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC

COMMUNIQUE DE PRESSEDEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC Confrontés aux dysfonctionnements engendrés par la loi n°2021-015 du 05 août 2021 (dite loi Idealson) tendant vers l’anéantissement…

Continuer la lectureDEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC