Fitakiana fiaraha-midinika momba ny lalankizoran’ny firenena sy fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota

FANAMBARAN’NY FIRAISAMONIMPIRENENAAntananarivo, faha 18 febroary 2026 Efabolana izay no nitsirian’ny fanantenana teto Madagasikara taorian’ny tolon’ny olompirenena sy ny firodanan’ny Fitondrana feno kolikoly sy tsy mari-toerana teo aloha, nohon’ny fanitsakitsahana ny…

Continuer la lectureFitakiana fiaraha-midinika momba ny lalankizoran’ny firenena sy fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota

Appel à la conduite des consultations nationales et pour le renforcement de la lutte contre la corruption et contre l’impunité

COMMUNIQUÉ DE LA SOCIÉTÉ CIVILEAntananarivo, 18 février 2026 Cela fait quatre mois que l’espoir renait à Madagascar suite à la chute d’un régime marqué par la corruption et en manque…

Continuer la lectureAppel à la conduite des consultations nationales et pour le renforcement de la lutte contre la corruption et contre l’impunité

FAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANA
NY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA

FANAMBARANAFAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANANY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA Korontana ara-pitantanana no ateraky ny lalàna laharana faha 2021-015…

Continuer la lectureFAMETRAHAM-PIALANA NOHO NY FANAJANA NY SOATOAVINA : TSY MANAIKY NY FANALEFAHANA
NY HERIN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY (PAC) NY FIRAISAMONIMPIRENENA

DEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC

COMMUNIQUE DE PRESSEDEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC Confrontés aux dysfonctionnements engendrés par la loi n°2021-015 du 05 août 2021 (dite loi Idealson) tendant vers l’anéantissement…

Continuer la lectureDEMISSION ETHIQUE : LA SOCIETE CIVILE REFUSE L’AFFAIBLISSEMENT DES PAC

Hetsika ROHY

Miroso hatrany amin’ny fametrahana firaisamonim-pirenena matanjaka, azon’ny olompirenena ianteherana, tsy azo ihodivirana na dia maro aza ireo sehatra efa iasàna sy iraisana feoNanatontosa fivoriambe ny Hetsika Rohy ny 26 aogositra…

Continuer la lectureHetsika ROHY